30 Henoy ny mpanomponao sy ny Israely olonao rehefa mitalaho famindram-po+ aminao, ka mivavaka manandrify an’ity toerana ity. Ary enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao,+ eny, mihainoa ka mamelà heloka!+
9 ‘Raha misy loza+ na sabatra na fanamelohana na areti-mandringana+ na mosary+ manjo anay, dia hitsangana eto anoloan’ity trano ity+ sy eto anatrehanao izahay mba hiantso vonjy aminao ao anatin’ny fahorianay, fa ato amin’ity trano ity ny anaranao.+ Ary enga anie ianao hihaino ka hamonjy!’+