-
2 Mpanjaka 5:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Koa niverina tany amin’ilay lehilahin’Andriamanitra+ izy mbamin’izay rehetra tao an-tobiny, ka nijoro teo anatrehan’i Elisa, ary nanao hoe: “Fantatro tokoa izao fa tsy misy Andriamanitra na aiza na aiza eto an-tany, afa-tsy eto amin’ny Israely ihany.+ Koa mba raiso, azafady, ny fanomezana ho fisaorana+ avy amin’ny mpanomponao.”
-
-
Daniela 4:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Horoahina hiala amin’ny olona ianao, ka hiara-mitoetra amin’ny bibidia.+ Homena ahitra toy ny omby+ ianao mba hohaninao, ho lenan’ny andon’ny lanitra ianao, ary fe-potoana+ fito no holanina aminao, mandra-pahafantatrao fa ilay Avo Indrindra no Mpitondra eo amin’ny fanjakan’ny olombelona,+ ka izay tiany homena azy no omeny azy.+
-