Ohabolana 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hendre, anaka, ary ampifalio ny foko,+ mba hamaliako an’ilay manaratsy ahy.+ Isaia 37:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Angamba i Jehovah Andriamanitrao handre ny tenin’i Rabsake,+ izay nirahin’ny mpanjakan’i Asyria tompony hihantsy+ an’ilay Andriamanitra velona. Koa rehefa mandre izany teny izany i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hanao ampamoaka azy. Ary aoka ianao hanandratra vavaka+ ho an’izay sisa mbola eto.’”+ Isaia 37:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino,+ Jehovah ô! Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny rehetra nampitondrain’i Sankeriba+ mba hihantsiana an’ilay Andriamanitra velona.+
4 Angamba i Jehovah Andriamanitrao handre ny tenin’i Rabsake,+ izay nirahin’ny mpanjakan’i Asyria tompony hihantsy+ an’ilay Andriamanitra velona. Koa rehefa mandre izany teny izany i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hanao ampamoaka azy. Ary aoka ianao hanandratra vavaka+ ho an’izay sisa mbola eto.’”+
17 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino,+ Jehovah ô! Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny rehetra nampitondrain’i Sankeriba+ mba hihantsiana an’ilay Andriamanitra velona.+