FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ohabolan’i Solomona.+

      Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+

  • Ohabolana 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ny zanaka hendry mampifaly an-drainy,+ fa ny adala kosa manao tsinontsinona an-dreniny.+

  • Ohabolana 23:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha manana fo hendry ianao, anaka,+ dia ho faly ny foko.+

  • Zefania 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao. Izy no Ilay mahery, ka hamonjy.+ Ho faly sy ho ravoravo noho ny aminao izy.+ Hangina izy satria tia anao. Ho faly noho ny aminao izy ka hihoby.

  • 2 Jaona 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ravoravo tokoa aho nahafantatra fa mandeha ao amin’ny fahamarinana+ ny zanakao+ sasany, araka ny didy voaraintsika avy tamin’ny Ray.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara