FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nailik’i Jehovah tsy ho eo anivoko ny olo-maheriko rehetra.+

      Nampanao fivoriana izy hamelezana ahy, mba hamotipotehana ny zatovoko.+

      I Jehovah dia nanitsakitsaka ny lavaka famiazam-boalobok’i+ Joda zanakavavy virjiny.+

  • Fitomaniana 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Inona re no porofo azoko aseho anao e? Hampitoviko amin’inona ianao, ry Jerosalema zanakavavy ô?+

      Hampitahaiko amin’inona ianao mba hampiononako anao, ry Ziona zanakavavy virjiny ô?+

      Fa lehibe toy ny ranomasina ny fahavoazanao.+ Iza no hahasitrana anao?+

  • Mika 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Ary ny aminao, ry tilikambon’ny andiam-biby, ry dongon-tanin’ny zanakavavin’i Ziona,+ dia ho tonga hatreo aminao ilay fanjakana+ voalohany, eny, ilay fanjakan’i Jerosalema zanakavavy.+

  • Zakaria 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Aoka ho dibo-kafaliana ianao, ry Ziona zanakavavy ô!+ Manaova horakora-pandresena,+ ry Jerosalema zanakavavy ô! Iny fa tonga atỳ aminao ny mpanjakanao.+ Olo-marina izy, sady voavonjy.+ Manetry tena izy,+ ary mitaingina ampondra, dia zanaky ny ampondravavy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara