Joba 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izaho koa mba mahay miteny tahaka anareo.Raha ianareo anefa no teo amin’ny toerako,Izaho ve dia ho nanao teny tsara lahatra hanambaniana anareo,+Na ho nihivingivin-doha taminareo?+ Salamo 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy.+Manondro molotra sy mihivingivin-doha+ izy, ka manao hoe: Salamo 109:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Lasa olona fandatsa aho amin’izy ireo.+Mihivingivin-doha izy ireo rehefa mahita ahy.+ Matio 27:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Koa nanomboka nanevateva+ azy ny mpandalo, sady nihivingivin-doha+
4 Izaho koa mba mahay miteny tahaka anareo.Raha ianareo anefa no teo amin’ny toerako,Izaho ve dia ho nanao teny tsara lahatra hanambaniana anareo,+Na ho nihivingivin-doha taminareo?+