FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary aza manaiky hotarihin’i Hezekia hitoky amin’i Jehovah,+ ka hilazany hoe: “Tena hamonjy+ antsika tokoa i Jehovah, ary tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria ity tanàna ity.”+

  • Isaia 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa hoy izy: ‘Amin’ny herin-tsandriko sy ny fahendreko no hanaovako zavatra,+ satria manam-pahalalana aho. Ary hanafoana ny sisin-tanin’ireo firenena aho,+ sady handroba ny zavatra nangoniny,+ ka handavo ny mponina toy ny ataon’ny lehilahy mahery.+

  • Isaia 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa hoy ianao anakampo: ‘Any an-danitra no hiakarako.+ Ambonin’ny kintan’Andriamanitra+ no hanandratako ny seza fiandrianako,+ ary hipetraka eny amin’ny tendrombohitra fivoriana+ aho, any amin’ny farany avaratra.+

  • Matio 23:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izay manandra-tena no haetry,+ ary izay manetry tena no hasandratra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara