FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 26:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ny lavadrano rehetra izay efa nohadin’ny mpanompon-drainy tamin’ny andron’i Abrahama rainy,+ dia efa notampenan’ny Filistinina sy nototofany tany.+

  • 2 Tantara 32:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa olona maro no tafavory, ka nanampina ny loharano rehetra sy ny rano+ nikoriana namakivaky an’ilay tany. Hoy mantsy izy ireo: “Fa nahoana no avela hahita rano be ny mpanjakan’i Asyria rehefa tonga?”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara