FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hisy sisa tavela hiverina amin’ilay Andriamanitra Mahery, dia ireo sisa amin’i Jakoba.+

  • Jeremia 44:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia tsy hisy ho afa-mandositra na hisy hiangana ny sisa tavela amin’ny Joda, izay nandeha nivahiny atỳ Ejipta.+ Tsy hisy hiverina any Joda izy ireo na dia maniry mafy hiverina hipetraka any aza.+ Tsy hisy hiverina any ireny, afa-tsy izay vitsivitsy afa-mandositra.’”

  • Romanina 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy izay ihany fa izao koa no antsoantson’i Isaia momba ny Israely: “Na dia mety ho toy ny fasika any an-dranomasina+ aza ny isan’ny zanak’Israely, dia ny sisa tavela no hovonjena.+

  • Romanina 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary toy izany koa fa mbola misy sisa tavela+ ihany ankehitriny, dia ireo voafidy+ noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara