FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy hanam-pahataperana izany fahefana lehibe ananany izany+ ary tsy hisy farany koa ny fiadanana,+ eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida+ sy ny fanjakany. Ho mafy orina izy io,+ ary ny rariny+ sy ny hitsiny+ no hampitoetra azy, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra. Ny hafanam-pon’i Jehovah Tompon’ny tafika no hanatanteraka izany.+

  • Isaia 59:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nanaovany toy ny akanjo mifono vy ny fahamarinana,+ ary nataony teo amin’ny lohany ny fiarovan-dohan’ny famonjena.+ Notafiny koa ny akanjon’ny famaliana,+ ary nisalorany toy ny akanjo tsy misy tanany+ ny zotom-po.

  • Ezekiela 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy ho tezitra amin’izy ireo intsony aho+ sady hampitony ny fahatezerako,+ ka hampionon-tena.+ Rehefa avy nanampatra ny fahatezerako tamin’izy ireo aho, dia tsy maintsy ho fantany fa izaho Jehovah no niteny, satria mitaky ny hanompoana ahy irery ihany aho.+

  • Zakaria 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hoy indray ilay anjely niresaka tamiko: “Manaova antso avo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Mahasaro-piaro ahy mafy i Jerosalema sy Ziona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara