Isaia 37:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary raha mbola niankohoka tao an-tranon’i Nisroka+ andriamaniny+ izy, dia namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, ka nandositra tany Ararata.+ Ary i Esara-hadona+ zanany no nanjaka nandimby azy.
38 Ary raha mbola niankohoka tao an-tranon’i Nisroka+ andriamaniny+ izy, dia namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, ka nandositra tany Ararata.+ Ary i Esara-hadona+ zanany no nanjaka nandimby azy.