FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+

      Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+

      Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+

  • Salamo 119:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  49 Tsarovy ny teninao tamin’ny mpanomponao.+

      Koa miandry aho, satria efa nampanantena ianao.+

  • Hebreo 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara