Salamo 145:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Akaikin’izay rehetra miantso azy i Jehovah,+Dia izay rehetra miantso azy araka ny fahamarinana.+ Jaona 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Andriamanitra dia Fanahy,*+ ka izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka araka ny fanahy sy ny fahamarinana.”+
24 Andriamanitra dia Fanahy,*+ ka izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka araka ny fanahy sy ny fahamarinana.”+