1 Mpanjaka 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa mbola misy fito arivo navelako any Israely,+ dia ny lohalika rehetra tsy nandohalika tamin’i Bala,+ sy ny vava rehetra tsy nanoroka+ azy.” Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+
18 Fa mbola misy fito arivo navelako any Israely,+ dia ny lohalika rehetra tsy nandohalika tamin’i Bala,+ sy ny vava rehetra tsy nanoroka+ azy.”
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+