Isaia 39:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hoy i Isaia tamin’i Hezekia:+ “Henoy ny tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: Isaia 55:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo rehetra tsy manam-bola, avia ka mividiana, ary mihinàna!+ Eny, avia mividy divay+ sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsisy sarany.+
55 Ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo rehetra tsy manam-bola, avia ka mividiana, ary mihinàna!+ Eny, avia mividy divay+ sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsisy sarany.+