30 I Hezekia no nanampina+ ny loharano+ ambony tao Gihona,+ sy namily ny rano hidina niankandrefana nankany amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary nahomby foana izy tamin’izay rehetra nataony.+
3 Ary hoy i Jehovah tamin’i Isaia: “Mandehana re ianao sy Seara-jasoba+ zanakao lahy e, ka tsenao eo amin’ny faran’ny lakandranon’ilay+ dobo ambony i Ahaza, eo amin’ilay lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.+