11 Hisy koveta be fanangonan-drano hapetrakareo eo anelanelan’ny manda roa, mba hasiana ny rano avy ao amin’ny dobo tranainy.+ Ary ianareo tsy mba hitodika any amin’Ilay Be Voninahitra Mpanao izany, sady tsy mba hijery an’ilay namorona izany hatry ny ela.