Levitikosy 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Raha tsy mandoto an’ilay tany mantsy ianareo, dia tsy haloany tahaka ny nandoavany ny firenena talohanareo.+ Deoteronomia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+ 2 Tantara 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.+
28 Raha tsy mandoto an’ilay tany mantsy ianareo, dia tsy haloany tahaka ny nandoavany ny firenena talohanareo.+
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+
2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.+