Deoteronomia 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra manao ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena ireo.+ 2 Tantara 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanolotra setroka ho sorona+ teo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma+ koa izy, ary nandoro ny zanany tao anaty afo.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely izany nataony izany.+
9 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, dia aza mianatra manao ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena ireo.+
3 Nanolotra setroka ho sorona+ teo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma+ koa izy, ary nandoro ny zanany tao anaty afo.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely izany nataony izany.+