FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+

  • 2 Samoela 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+

  • 1 Mpanjaka 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary aoka ianao hijery+ an’ity trano ity andro aman’alina, eny, hijery an’ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hihaino ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity.+

  • 1 Mpanjaka 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Jehovah: “Efa reko ny vavakao+ sy ny fitalahoanao famindram-po teo anatrehako. Ary efa nohamasiniko+ ity trano nataonao ity ka nataoko ao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anarako,+ ary ho ao foana koa ny masoko+ sy ny foko.+

  • Salamo 78:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 Fa ny fokon’i Joda kosa no nofidiny,+

      Eny, ny Tendrombohitra Ziona, izay tiany.+

  • Salamo 132:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa efa nifidy an’i Ziona i Jehovah.+

      Naniry mafy honina ao izy,+ ka nanao hoe:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara