Deoteronomia 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tany voakarakaran’i Jehovah Andriamanitrao io. Mitsinjo azy io mandrakariva ny mason’i+ Jehovah Andriamanitrao, manomboka amin’ny fiandohan’ny taona ka hatramin’ny faran’ny taona. 2 Tantara 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Ary ankehitriny Andriamanitro ô, aoka re ny masonao+ mba hijery e, ary aoka ny sofinao+ mba hihaino tsara ny vavaka atao momba an’ity toerana ity. 2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+
12 Tany voakarakaran’i Jehovah Andriamanitrao io. Mitsinjo azy io mandrakariva ny mason’i+ Jehovah Andriamanitrao, manomboka amin’ny fiandohan’ny taona ka hatramin’ny faran’ny taona.
40 “Ary ankehitriny Andriamanitro ô, aoka re ny masonao+ mba hijery e, ary aoka ny sofinao+ mba hihaino tsara ny vavaka atao momba an’ity toerana ity.
9 Fa ny mason’i+ Jehovah dia mijery eny rehetra eny manerana ny tany,+ mba hanehoany ny heriny hamonjena izay mifikitra aminy amin’ny fo+ manontolo. Hadalana mihitsy izany nataonao izany,+ ka hisy hiady aminao foana manomboka izao.”+