FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 33:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary notaomin’i Manase+ foana ny Joda+ sy ny mponin’i Jerosalema, mba hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.+

  • Ohabolana 16:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Mitaona ny namany ny olona tia herisetra,+ sady mitarika azy ho amin’ny lalan-dratsy.+

  • Ezekiela 16:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Nanao sahala amin’ny nataon’izy ireo sy nanaraka ny zava-maharikoriko fanaony ianao,+ nefa tsy vitan’izany ihany fa vetivety koa dia efa nihoatra noho ny ratsy nataon’izy ireo ny zava-drehetra nataonao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara