12 Koa nitsahatra ny mana nanomboka tamin’ilay andro nihinanan’izy ireo ny vokatry ny tany, ka tsy nisy mana ho an’ny zanak’Israely intsony.+ Dia nanomboka nihinana ny vokatry ny tany tao Kanana izy ireo, tamin’iny taona iny.+
14 Fa izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Tsy ho lany ny lafarinina ao anatin’ilay siny lehibe, ary tsy ho ritra ny menaka ao anatin’ilay siny kely, mandra-pahatongan’ny andro handatsahan’i Jehovah oram-be amin’ny tany.’”+