2 Tantara 33:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary notaomin’i Manase+ foana ny Joda+ sy ny mponin’i Jerosalema, mba hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.+
9 Ary notaomin’i Manase+ foana ny Joda+ sy ny mponin’i Jerosalema, mba hanao ratsy+ mihoatra noho izay nataon’ireo firenena naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.+