Levitikosy 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+ Deoteronomia 29:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hitanareo ny zava-maharikoriko notompoin’izy ireo sy ny sampy maharikoriko+ izay tany aminy, dia vato aman-kazo sy volafotsy ary volamena— 2 Mpanjaka 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanompo sampy maharikoriko koa izy ireo,+ nefa i Jehovah efa niteny hoe: “Aza manao izany zavatra izany.”+ Jeremia 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Zava-poana ireny sady zavatra hamavoin’ny olona.+ Ho fongana ireny rehefa tonga ny fotoana hifantohana aminy.+ 1 Korintianina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+
30 Hopotehiko ny toerana avo masina+ eo aminareo, horavako ny fandoroana emboka manitra, ary ny fatinareo kosa hataoko eny ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko.*+ Ary ho halako tokoa ianareo.+
17 Ary hitanareo ny zava-maharikoriko notompoin’izy ireo sy ny sampy maharikoriko+ izay tany aminy, dia vato aman-kazo sy volafotsy ary volamena—
12 Nanompo sampy maharikoriko koa izy ireo,+ nefa i Jehovah efa niteny hoe: “Aza manao izany zavatra izany.”+
15 Zava-poana ireny sady zavatra hamavoin’ny olona.+ Ho fongana ireny rehefa tonga ny fotoana hifantohana aminy.+
4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+