Eksodosy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manana andriamani-kafa+ hifandrafy amiko. Levitikosy 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Aza manao andriamanitra tsy misy dikany,+ na sary sokitra+ na tsangambato masina ho anareo. Aza asiana vato voasokitra+ eo amin’ny taninareo mba hiankohofanareo aminy.+ Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Deoteronomia 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa tandremo sao hadinoinareo ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo taminareo,+ ka manao sary sokitra ho anareo ianareo, dia bikabikan’ny zavatra rehetra nandraran’i Jehovah Andriamanitrareo+ anareo.
26 “‘Aza manao andriamanitra tsy misy dikany,+ na sary sokitra+ na tsangambato masina ho anareo. Aza asiana vato voasokitra+ eo amin’ny taninareo mba hiankohofanareo aminy.+ Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
23 Koa tandremo sao hadinoinareo ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo taminareo,+ ka manao sary sokitra ho anareo ianareo, dia bikabikan’ny zavatra rehetra nandraran’i Jehovah Andriamanitrareo+ anareo.