4 Ary hoy i Joasy tamin’ny mpisorona:+ “Ny vola rehetra ho an’ny fanatitra masina+ ka entina ao an-tranon’i Jehovah,+ izany hoe ny vola tsy maintsy aloan’ny tsirairay,+ sy ny vola omen’ny olona nanao voady,+ ary ny vola rehetra entin’ny tsirairay an-tsitrapo ao an-tranon’i Jehovah,+