-
Nehemia 10:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Fa any amin’ireo efitra fisakafoana no tokony hanateran’ny+ zanak’Israely sy ny taranak’i Levy ny varimbazaha, sy divay vaovao,+ ary menaka, izay ataony fanomezana. Any koa no misy ny fitaovana ho an’ny toerana masina, sy ny mpisorona manao fanompoana,+ sy ny mpiandry vavahady+ ary ny mpihira.+ Ary tsy hanao tsirambina ny tranon’Andriamanitray izahay.+
-