2 Tantara 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ny vola dia natolotr’izy ireo teo an-tanan’ny mpanao ny asa izay voatendry hiandraikitra ny tao an-tranon’i Jehovah.+ Koa nampiasain’ireo mpiasa niasa tao an-tranon’i Jehovah ilay vola, mba hanatsarana ilay trano sy hanamboarana ny simba.
10 Ary ny vola dia natolotr’izy ireo teo an-tanan’ny mpanao ny asa izay voatendry hiandraikitra ny tao an-tranon’i Jehovah.+ Koa nampiasain’ireo mpiasa niasa tao an-tranon’i Jehovah ilay vola, mba hanatsarana ilay trano sy hanamboarana ny simba.