2 Mpanjaka 22:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Asaivo atolony eo an-tanan’ireo voatendry hanao ny asa ao an-tranon’i Jehovah izany.+ Ireo indray no hanome izany mba hanamboarana ny triatra amin’ny trano. Homena an’ireo miasa ao an-tranon’i Jehovah izany,+
5 Asaivo atolony eo an-tanan’ireo voatendry hanao ny asa ao an-tranon’i Jehovah izany.+ Ireo indray no hanome izany mba hanamboarana ny triatra amin’ny trano. Homena an’ireo miasa ao an-tranon’i Jehovah izany,+