FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+

  • Mpitsara 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary i Debora mpaminanivavy,+ vadin’i Lapidota, no nitsara ny Israely tamin’izay fotoana izay.

  • Nehemia 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsarovy,+ ry Andriamanitro ô, izany nataon’i Tobia+ sy Sanbala izany, ary koa ny nataon’i Noadia mpaminanivavy+ sy ny mpaminany hafa izay nitady hampitahotra ahy foana.

  • Lioka 2:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary nisy mpaminanivavy atao hoe Ana, zanakavavin’i Fanoela, ao amin’ny fokon’i Asera. Efa tena be taona io vehivavy io. Niara-niaina tamin’ny vadiny nandritra ny fito taona izy, taorian’ny naha virjiny azy.

  • Asan’ny Apostoly 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nanan-janakavavy virjiny efatra izay naminany+ izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara