Joba 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy. Jeremia 23:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izay mpaminany manonofy, dia aoka hitantara ny nofiny. Fa izay nanankinana ny teniko kosa, dia aoka hilaza marina ny teniko.”+ “Inona moa no iombonan’ny mololo amin’ny voam-bary?”,+ hoy i Jehovah.
11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy.
28 Izay mpaminany manonofy, dia aoka hitantara ny nofiny. Fa izay nanankinana ny teniko kosa, dia aoka hilaza marina ny teniko.”+ “Inona moa no iombonan’ny mololo amin’ny voam-bary?”,+ hoy i Jehovah.