Josoa 24:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nanao fifanekena tamin’ny vahoaka i Josoa tamin’izay andro izay, ka nametraka fitsipika sy didim-pitsarana+ ho azy ireo tao Sekema. 2 Tantara 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanao fifanekena+ koa izy ireo fa hitady an’i Jehovah Andriamanitry ny razany amin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo,+ 2 Tantara 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Avy eo dia nanao fifanekena i Joiada sy ny vahoaka manontolo ary ny mpanjaka, ka nilaza fa ho olon’i+ Jehovah foana izy ireo.
25 Ary nanao fifanekena tamin’ny vahoaka i Josoa tamin’izay andro izay, ka nametraka fitsipika sy didim-pitsarana+ ho azy ireo tao Sekema.
12 Nanao fifanekena+ koa izy ireo fa hitady an’i Jehovah Andriamanitry ny razany amin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo,+
16 Avy eo dia nanao fifanekena i Joiada sy ny vahoaka manontolo ary ny mpanjaka, ka nilaza fa ho olon’i+ Jehovah foana izy ireo.