FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nijoro teo akaikin’ny andry+ ny mpanjaka ka nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah, fa hanaraka+ an’i Jehovah sady hitandrina ny didiny+ sy ny fampahatsiahivany+ ary ny lalàny+ amin’ny fony manontolo+ sy ny tenany manontolo,+ ary hanatanteraka izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky.+ Dia nanaiky hiditra tamin’ilay fifanekena ny olona rehetra.+

  • 2 Tantara 34:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia nijoro teo amin’izay nisy azy+ ny mpanjaka ka nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah, fa hanaraka an’i Jehovah sy hitandrina ny didiny+ sy ny fampahatsiahivany+ ary ny fitsipiny+ amin’ny fony manontolo+ sy ny tenany manontolo,+ ary hanatanteraka+ izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky.+

  • Nehemia 10:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 dia nanohana an’ireo rahalahiny,+ izany hoe ireo olona ambony.+ Niozona+ izy ireo fa hanaraka ny lalàn’Andriamanitra nampitainy tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony,+ ary hitandrina+ sy hankatò ny didy rehetra sy ny didim-pitsarana ary ny fitsipik’i Jehovah+ Tomponay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara