9 Koa naka vata kely+ i Joiada mpisorona, ka nolavahany ny sarony. Dia napetrany teo anilan’ny alitara ilay vata, izany hoe teo ankavanana rehefa niditra tao an-tranon’i Jehovah. Ary tao no napetraky ny mpisorona mpiandry varavarana+ ny vola+ rehetra nentina tao an-tranon’i Jehovah.