Genesisy 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izany no antony niantsoany an’ilay toerana hoe Beri-sheba,+ satria teo izy roa lahy no nianiana. 1 Mpanjaka 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia natahotra i Elia ka nandositra mba hamonjy ny ainy.+ Koa tonga tany Beri-sheba+ any Joda+ izy, ary navelany tao ny mpanompony,
3 Dia natahotra i Elia ka nandositra mba hamonjy ny ainy.+ Koa tonga tany Beri-sheba+ any Joda+ izy, ary navelany tao ny mpanompony,