FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ren’i Farao izany tatỳ aoriana, ka nitady hamono an’i Mosesy izy.+ Nandositra azy anefa i Mosesy+ ka nonina tany amin’ny tany Midianina.+ Dia nipetrapetraka teo akaikin’ny lavadrano iray izy.

  • 1 Samoela 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy anefa i Davida anakampo: “Ho fatin’ny tanan’i Saoly ihany aho indray andro any. Koa tsy misy afa-tsy ny mandositra+ any amin’ny tanin’ny Filistinina+ no mety amiko. Amin’izay dia ho kivy i Saoly ka tsy te hitady ahy intsony, manerana ny faritanin’ny Israely.+ Ary tsy ho azon’ny tanany intsony aho.”

  • Ohabolana 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Toy ny iraka milaza fanamelohana ho faty ny fahatezeran’ny mpanjaka,+ fa ny hendry kosa mahay mampitony izany.+

  • Ohabolana 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Malina izay mahatsinjo ny loza ka miafina,+ fa ny tanora fanahy kosa mbola miroso ihany ka voa.+

  • Matio 10:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Rehefa enjehiny ao amin’ny tanàna iray ianareo, dia mandosira any amin’ny tanàna hafa.+ Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho tapitra voatetinareo daholo ny tanànan’ny+ Israely, mandra-pahatongan’ny Zanak’olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara