FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Tsy ela izay dia efa vonona ny Tofeta+ nomanina ho an’i Asyria, sady efa nomanina ho an’ny mpanjaka koa.+ Nataony miavosa ao anatin’ny lavaka lalina ny kitain’i Tofeta. Midedadeda ny afo, ary be dia be ny kitay. Mandrehitra an’i Tofeta ny fofonain’i Jehovah, izay toy ny riakan-tsolifara.+

  • Jeremia 7:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nanorina an’ireo toerana avo ao Tofeta+ izay ao amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma+ izy ireo, mba handoroany ny zanany lahy sy ny zanany vavy amin’ny afo,+ nefa tsy nandidy azy hanao izany aho ary tsy tao an-tsaiko* akory aza izany.’+

  • Jeremia 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “‘“Koa ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay tsy hiantsoana intsony an’ity toerana ity hoe Tofeta+ na lohasahan’ny taranak’i Hinoma,+ fa lohasaha famonoana kosa.

  • Jeremia 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hopotehiko toy izany koa ity vahoaka ity sy ity tanàna ity, toy ny fanapotehana vilany tanimanga ka tsy azo amboarina intsony.+ Dia handevina ao Tofeta+ izy ireo, ka tsy hisy toerana azo andevenana intsony ao amin’ny farany.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara