Josoa 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto avy ny sisin-taniny: Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+ 1 Samoela 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia niangona ny Filistinina, ary tonga tao Sonema+ ka nanangana toby tao. Koa novorin’i Saoly ny Israely rehetra, ary nanangana toby tao Gilboa+ izy ireo.
4 Dia niangona ny Filistinina, ary tonga tao Sonema+ ka nanangana toby tao. Koa novorin’i Saoly ny Israely rehetra, ary nanangana toby tao Gilboa+ izy ireo.