FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Niady tamin’ny Israely ny Filistinina,+ ary nandositra teo anoloan’izy ireo ny Israelita. Dia niampatrampatra+ teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ ny fatin’ny Israelita.

  • 2 Samoela 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ry tendrombohitr’i Gilboa!+ Aoka tsy hisy ando na orana hilatsaka eny aminareo, ary aoka tsy hisy saha hanome vokatra hatao fanomezana masina.+

      Fa teny no nandotoana ny ampingan’ireo mahery,

      Dia ny ampingan’i Saoly, ka tsy misy ampinga voahosotra menaka intsony.+

  • 2 Samoela 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa lasa i Davida naka ny taolambalon’i Saoly+ sy Jonatana zanany, tany amin’ireo tompon-tany tao Jabesi-gileada+ izay nangalatra azy ireo teo amin’ny tany malalak’i Beti-sana.+ Teo no nanantonan’ny Filistinina azy,+ tamin’ilay andro namonoan’ny Filistinina an’i Saoly tany Gilboa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara