1 Mpanjaka 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa naleviny tao amin’ny fasany ny fatin-dralehilahy. Ary nitomany azy+ ny olona, sady nanao hoe: “Indrisy, ry rahalahiko!” 1 Mpanjaka 13:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Rehefa voaleviny ralehilahy, dia hoy izy tamin’ireo zanany: “Rehefa maty aho, dia aleveno ao amin’ny fasana misy an’ilay lehilahin’Andriamanitra, ka apetraho eo anilan’ny taolany ny taolako.+
30 Koa naleviny tao amin’ny fasany ny fatin-dralehilahy. Ary nitomany azy+ ny olona, sady nanao hoe: “Indrisy, ry rahalahiko!”
31 Rehefa voaleviny ralehilahy, dia hoy izy tamin’ireo zanany: “Rehefa maty aho, dia aleveno ao amin’ny fasana misy an’ilay lehilahin’Andriamanitra, ka apetraho eo anilan’ny taolany ny taolako.+