1 Mpanjaka 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nisy lehilahin’Andriamanitra+ niainga avy any Joda, noho ny tenin’i+ Jehovah. Ary tonga tany Betela izy, raha mbola nitsangana teo anilan’ny alitara+ i Jeroboama mba hanolotra setroka ho sorona.+
13 Nisy lehilahin’Andriamanitra+ niainga avy any Joda, noho ny tenin’i+ Jehovah. Ary tonga tany Betela izy, raha mbola nitsangana teo anilan’ny alitara+ i Jeroboama mba hanolotra setroka ho sorona.+