2 Mpanjaka 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha vao tonga teny ampita izy ireo, dia hoy i Elia tamin’i Elisa: “Angataho izay tokony hataoko ho anao, alohan’ny hakana ahy hiala aminao.”+ Dia hoy i Elisa: “Aoka aho mba hahazo anjaran’olon-droa+ amin’ny fanahy*+ miasa aminao.”+ 2 Mpanjaka 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Elisa taminy: “Inona àry no hataoko ho anao?+ Lazao ahy izay anananao ao an-trano.” Ary hoy ravehivavy: “Tsy manana na inona na inona ao an-trano ny mpanompovavinao, afa-tsy siny iray fasiana menaka.”+
9 Raha vao tonga teny ampita izy ireo, dia hoy i Elia tamin’i Elisa: “Angataho izay tokony hataoko ho anao, alohan’ny hakana ahy hiala aminao.”+ Dia hoy i Elisa: “Aoka aho mba hahazo anjaran’olon-droa+ amin’ny fanahy*+ miasa aminao.”+
2 Dia hoy i Elisa taminy: “Inona àry no hataoko ho anao?+ Lazao ahy izay anananao ao an-trano.” Ary hoy ravehivavy: “Tsy manana na inona na inona ao an-trano ny mpanompovavinao, afa-tsy siny iray fasiana menaka.”+