FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa mitenena amin’ny vahoakan’Israely manontolo hoe: ‘Amin’ny andro fahafolon’ity volana ity, dia aoka ny olona samy haka ondry+ iray avy ho an’ny fianakaviana tsirairay, izany hoe, iray avy isaky ny ankohonana.

  • Eksodosy 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Ary ho fahatsiarovana ho anareo io andro io, ka hankalazainareo ho fety ho an’i Jehovah hatramin’ny taranakareo fara mandimby. Tokony hankalaza an’io andro io ianareo. Ho lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.

  • Levitikosy 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany,+ eo anelanelan’ny takariva roa,* dia Paska+ ho an’i Jehovah.

  • Nomery 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa raha madio kosa ilay olona na tsy nandeha lavitra nefa tsy nikarakara ny sorona fanao amin’ny Paska, dia haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izany olona izany,+ satria tsy nanolotra ny fanatitra ho an’i Jehovah, tamin’ny fotoana voatondro. Hampamoahina noho ny fahotany izy.+

  • Nomery 28:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Ho Paskan’i Jehovah ny andro fahefatra ambin’ny folon’ny volana voalohany.+

  • Deoteronomia 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Aoka hotandremana ny volana Abiba.+ Ary ankalazao ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ satria tamin’ny volana Abiba no namoahan’i Jehovah Andriamanitrao anao avy tany Ejipta, tamin’ny andro alina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara