5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+
3 Ary hoy i Jehovah: “Efa reko ny vavakao+ sy ny fitalahoanao famindram-po teo anatrehako. Ary efa nohamasiniko+ ity trano nataonao ity ka nataoko ao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anarako,+ ary ho ao foana koa ny masoko+ sy ny foko.+