2 Tantara 35:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Taorian’izany rehetra izany, rehefa vitan’i Josia ny fikarakarana ny trano, dia niakatra hiady tany Karkemisy+ teo amoron’i Eofrata, i Neko+ mpanjakan’i Ejipta.+ Ary nivoaka hifanandrina taminy+ i Josia.+ Ohabolana 26:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Toy ny olona mihazona alika amin’ny sofiny ny mpandalo misafoaka noho ny adin’ny hafa.+ Lioka 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary mpanjaka iza no handeha hiady amin’ny mpanjaka hafa, ka tsy mipetraka aloha maka hevitra, raha ho vitany na tsia, ny hifanandrina amin’ilay manana miaramila roa alina nefa ny azy iray alina monja?+
20 Taorian’izany rehetra izany, rehefa vitan’i Josia ny fikarakarana ny trano, dia niakatra hiady tany Karkemisy+ teo amoron’i Eofrata, i Neko+ mpanjakan’i Ejipta.+ Ary nivoaka hifanandrina taminy+ i Josia.+
31 Ary mpanjaka iza no handeha hiady amin’ny mpanjaka hafa, ka tsy mipetraka aloha maka hevitra, raha ho vitany na tsia, ny hifanandrina amin’ilay manana miaramila roa alina nefa ny azy iray alina monja?+