FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nosamborin’ny Kaldeanina ny mpanjaka,+ ka nentiny niakatra tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ mba hisy didim-pitsarana havoaka momba azy.

  • Jeremia 39:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nenjehin’ny andia-miaramila kaldeanina anefa izy ireo.+ Koa tratrany tao amin’ilay lemaka karakaina any Jeriko i Zedekia,+ dia nosamboriny ka nentiny niakatra tany amin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ tany Hamata,+ mba hisy didim-pitsarana havoakany momba azy.+

  • Jeremia 52:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary novonoin’ny mpanjakan’i Babylona teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy.+ Novonoiny tao Ribla daholo koa ny andrianan’i Joda.+

  • Jeremia 52:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nalain’i Nebozaradana,+ lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, ireo ka nentiny tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara