4 Ary tsy ho afa-mandositra an’ireo Kaldeanina i Zedekia mpanjakan’ny Joda, fa hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona, ka hiresaka mivantana aminy sy hifanatri-maso aminy.”’+
18 Fa raha tsy mivoaka ho eny amin’ireo andrianan’ny mpanjakan’i Babylona kosa ianao, dia hatolotra eo an-tanan’ny Kaldeanina ity tanàna ity ka hodorany,+ ary tsy ho afa-mandositra azy ireo ianao.’”+