1 Mpanjaka 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria. Koa nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy, ary Samaria+ no nataony anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera, tompon’ilay tendrombohitra.
24 Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria. Koa nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy, ary Samaria+ no nataony anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera, tompon’ilay tendrombohitra.