FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 26:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nahare ny tenin’i Oria i Joiakima+ Mpanjaka sy ny lehilahy maheriny rehetra ary ny andrianany rehetra. Koa nitady hamono azy ho faty ny mpanjaka.+ Natahotra+ i Oria raha vao nahare izany, ka nandositra nankany Ejipta.

  • Jeremia 36:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy mba natahotra+ anefa ny mpanjaka sy ny mpanompony rehetra, rehefa nandre izany teny rehetra izany. Tsy nandrovitra ny akanjony koa izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara